Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho sy ianao (M-Z)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nilaozan’olon-tiana ka tomany
ny ranomaso tsy mijanona ihany
ny alahelo tsy mety tononkira.serasera.org zaka
ny heriny tsy hay hotohanana
Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny izaho sy ianao
hamafa ranomaso aho, hamafa ny ranomasonao
hampatony ny fonao
lavitry ny tiana ka mahatsiaro
no sisa azo atao
tsiaron’ireo andro niarahana
miandry ny ifankahitana
Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny, izaho rszfzpf sy ianao
hamafa ranomaso alrwmhj djlcvhi aho, hamafa ny raomasonao
hampatony ny fonao
tsapako fa misy ratra am-po
ao anatinao ao
teo ianao nangaihay
Ireo masonao no nanaitra ahy
ny ranomaso tsy mijanona ihany
ny alahelo tsy mety tononkira.serasera.org zaka
ny heriny tsy hay hotohanana
Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny izaho sy ianao
hamafa ranomaso aho, hamafa ny ranomasonao
hampatony ny fonao
lavitry ny tiana ka mahatsiaro
no sisa azo atao
tsiaron’ireo andro niarahana
miandry ny ifankahitana
Refrain:
fijaliana maro samy hafa ireny
ka aoka izaho sy ianao
hiady amin’ireny, izaho rszfzpf sy ianao
hamafa ranomaso alrwmhj djlcvhi aho, hamafa ny raomasonao
hampatony ny fonao
tsapako fa misy ratra am-po
ao anatinao ao
teo ianao nangaihay
Ireo masonao no nanaitra ahy
--------
Lien:
