Jesosy Kristy Tompo,mba mamindra fo (Lyra fihobiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy Kristy Tompo ô!
Mba mamindrà fo gfsc e!
Fa raha tsy hatoninao,
Mahantra aho re!
2. Mifona sy mangataka
Izaho, Tompo ô,
Noho ny ranao latsaka,
Vonoy ny heloko.
3. tononkira.serasera.org Ny famonjena vitanao,
Tsy hain’ny hafa atao;
Ny teny sy ny herinao
Dia ampy hanavao.
4. Ho wlpyaef heriko ny indrafo
Sy ny fitiavanao,
Ka faly ny fanahiko,
Fa velon-ko Anao.
5. Ny hazo-fijaliana
Anjarako aty,
Fa friwjp satro-pifaliana
Ho azaoko ary.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lyra fihobiana
Vangy : 1506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ndzjarah
Daty : 11/08/2018 06:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298