Tiako Ianao Jesoa (Luc Francky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô, Ianao no heriko,
Ianao no tononkira.serasera.org fiadanako,
Na amin'ny andro sarotra aza,
Tsy mandao ahy Ianao.
szeof Ny fitiavanao tsy manam-petra,
Mameno ny foko isan'andro,
Ka manandratra ny anaranao aho,
chnk Fa mendrika hoderaina Ianao.
Refrain:
Tiako Ianao Jesoa,
Tiako amin'ny foko rehetra,
Ny aiko atolotro Anao,
Fa Ianao no Tompoko.
Tiako Ianao Jesoa,
Mpanavotra sy Mpanjaka,
Mandrakizay no hiderako,
eawrxo Ny anaranao masina
Ianao no tononkira.serasera.org fiadanako,
Na amin'ny andro sarotra aza,
Tsy mandao ahy Ianao.
szeof Ny fitiavanao tsy manam-petra,
Mameno ny foko isan'andro,
Ka manandratra ny anaranao aho,
chnk Fa mendrika hoderaina Ianao.
Refrain:
Tiako Ianao Jesoa,
Tiako amin'ny foko rehetra,
Ny aiko atolotro Anao,
Fa Ianao no Tompoko.
Tiako Ianao Jesoa,
Mpanavotra sy Mpanjaka,
Mandrakizay no hiderako,
eawrxo Ny anaranao masina
--------
Rohy:
Hevitra
LUCFR
(
08/06/2026 16:40)
Tena tsara tompoko io hira io avy aty amin Chorale misy anay
LUCFR
(
08/06/2026 16:40)
Tena tsara tompoko io hira io avy aty amin Chorale misy anay
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Luc FranckyVangy : 146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : LUCFR
Daty : 08/06/2026 16:39
