Tiako Ianao Jesoa (Luc Francky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tklgnym Jesoa ô, Ianao no heriko,
Ianao no fiadanako,
Na amin'ny andro sarotra aza,
Tsy mandao ahy Ianao.
Ny fitiavanao tsy manam-petra,
Mameno ny foko isan'andro,
tononkira.serasera.org Ka manandratra ny anaranao aho,
Fa mendrika hoderaina Ianao.
Refrain:
Tiako Ianao Jesoa,
Tiako amin'ny foko rehetra,
Ny aiko atolotro Anao,
Fa Ianao no Tompoko.
Tiako Ianao Jesoa,
Mpanavotra sy Mpanjaka,
Mandrakizay no hiderako,
tybomllx Ny anaranao masina orms
Ianao no fiadanako,
Na amin'ny andro sarotra aza,
Tsy mandao ahy Ianao.
Ny fitiavanao tsy manam-petra,
Mameno ny foko isan'andro,
tononkira.serasera.org Ka manandratra ny anaranao aho,
Fa mendrika hoderaina Ianao.
Refrain:
Tiako Ianao Jesoa,
Tiako amin'ny foko rehetra,
Ny aiko atolotro Anao,
Fa Ianao no Tompoko.
Tiako Ianao Jesoa,
Mpanavotra sy Mpanjaka,
Mandrakizay no hiderako,
tybomllx Ny anaranao masina orms
--------
Link:
Comments
LUCFR
(
08/06/2026 16:40)
Tena tsara tompoko io hira io avy aty amin Chorale misy anay
LUCFR
(
08/06/2026 16:40)
Tena tsara tompoko io hira io avy aty amin Chorale misy anay
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Luc FranckyHits : 259
Likes : 0 Like
Created by : LUCFR
Date : 08/06/2026 16:39
