Fiainam-baovao (Louange Gospel (Lo.Gos))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay mahantra, ory mitalaho
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro tononkira.serasera.org mihiratra intsony ho anao
Mangarika anao izao tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho aesk anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho lessfjzo ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita grmj raha mbola eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy fiainam-baovao
Matokia Azy....
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro tononkira.serasera.org mihiratra intsony ho anao
Mangarika anao izao tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho aesk anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho lessfjzo ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita grmj raha mbola eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy fiainam-baovao
Matokia Azy....
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Louange Gospel (Lo.Gos)Vangy : 1421
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fytia_andria
Daty : 11/04/2017 10:08
