Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fiainam-baovao (Louange Gospel (Lo.Gos))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay mahantra, ory mitalaho
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro mihiratra intsony yesnzwl ho anao
Mangarika anao izao tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita raha mbola afkb eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy tononkira.serasera.org mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy njqyri fiainam-baovao
Matokia Azy....
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Ireo soa mba nananana indrisy nandao
Toa tsy misy andro mihiratra intsony yesnzwl ho anao
Mangarika anao izao tontolo izao
Toa tsy misy vahaolana intsony ho anao
Izay hevitra hita tsisy tsy natao
Fa tsy misy vokany hatramin'izao
Dia ho ketraka ve? Hamoy fo ianao?
Fahoriana no hita raha mbola afkb eto an-tany
Tsy ilaozana sento ary feno tomany
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
Tsarovy sakaiza, Jesoa tsy tononkira.serasera.org mandao
Ilay Mpamonjy izao tontolo izao
Izy no hanala ny fahorianao
Ao Aminy no misy njqyri fiainam-baovao
Matokia Azy....
Kanefa Jesoa efa nandresy izany
Matokia Azy, minoa fotsiny ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Louange Gospel (Lo.Gos)Hits : 1473
Likes : 1 Like
Created by : fytia_andria
Date : 11/04/2017 10:08
