Tadiava Vola (LJo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ljo Feat Denise - "Tadiava Völa"

yeah  yeah...

Ljo:

Magniry sy mahazo tsigny
Tsy mitovy nama
Ho tafa tanjognanao
donko mila miasa ah
Fanjariagna tsy ho an'olo kamo lava ah
Babako miasa zay vo vita ny chocolat

Zay te hivolagna ambila zareo hagneno oh
Matetik zay tsisy apoka fao be Fo oh
Miasa mangigna dia amiag a anao ny amboara ah
Agnambondraha manjary anao mi-lalalala ah

oh na nanana ah
Agny anao mihira midawawa
Eo ano mipoera fo nahavita raha
Tsemboka anao niasa tsy nangataka ah

oh oh yeh yeh yehh
Agnaragnanao miova lasa PATA BE ?
Mpagnaratsy anao ho maignatra jiaby oh
Loso anao manonga kara l'escalier eh
Hiooooh

K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy mora ah
K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy dola ah

(vola malo, alefa anao mitady vola malo...)

Denise:

Mitsangana akeo anao aza kamo oh
Fo tsisy apoka anao kara olo mamo oh
Dignerigny maloha vao malaka aigna ah
Fiaignana tsy vitany taraigna ah

Tsisy resy tsy midy atovyan-doha
Saigna sy angovl misy @nao
Samby vohosotra menaka arô
Kamo be tenda tsy raha fataotao

Nanana

oh na nanana ah
Agny anao mihira midawawa
Eo ano mipoera fo nahavita raha
Tsemboka anao niasa tsy nangataka ah

oh oh yeh yeh yehh
Agnaragnanao miova lasa PATA BE ?
Mpagnaratsy anao ho maignatra jiaby oh
Loso anao manonga kara l'escalier eh
ooooh

K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy mora ah
K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy dola ah

oh na nanana
Agny anao mihira midawawa
Eo ano mipoera fo nahavita raha
Tsemboka anao niasa tsy nangataka ah

oh oh yeh yeh yehh
Agnaragnanao miova lasa PATA BE ?

K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy mora ah
K'aza malay oh
Mifoaza @zay oh
Tadiava völa ah
Fiaignana tsy dola ah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LJo
Vangy : 227
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Havannah
Daty : 26/09/2024 12:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0749