Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndao mba hiaraka aminay (Ljah Mc chic ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao mba hiaraka aminay
Fa ochugh reo zahay no mandatsaka
Na fotsy ianao na tononkira.serasera.org mainty
Fa ny aty ho'aho tsy manavaka
Manatòna aty ianao raha vonona ny handihy
Fa falifaly foana miaraka amin'i pmae ra-Joopi
Matoa zaho tonga eto dia efa mila anao mandihy
Hampiakatra ny maripana amin'ilay ankafizindry
Dia aza mihafahafa fa tonga fytvrd dia lasa
Raha mila mafana efa io JLH
Ataovy ambony ny tànana zay mankafý anah
Ny iray tanàna tonga dia koraka vao hoe ra-LJAH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ljah Mc chic ofisialyVangy : 1972
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JLH
Daty : 25/05/2018 11:07