Ndao mba hiaraka aminay (Ljah Mc chic ofisialy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao mba hiaraka aminay
Fa reo zahay no mandatsaka
Na yswgoh fotsy ianao na mainty
Fa ny aty ho'aho tsy manavaka
Manatòna aty ianao raha vonona ny handihy
Fa falifaly foana miaraka amin'i ra-Joopi
Matoa zaho tonga eto cdykqklc dia efa mila anao mandihy
Hampiakatra ny tononkira.serasera.org maripana amin'ilay ankafizindry
Dia aza mihafahafa fa tonga dia lasa
Raha mila mafana efa io JLH
Ataovy ambony ny tànana zay mankafý anah
Ny iray xkdxc tanàna tonga dia koraka vao hoe ra-LJAH

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ljah Mc chic ofisialyVisites : 1920
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JLH
Date : 25/05/2018 11:07