BAO sy SOA (LISY sy LANDY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bao a ! Soa a ! Andao aky
Mazava atsinanana stnu izany andro
Sao tratry ny daniky ny ymdcky hain’andro
Manevokevoka ity masoandro (indroa)
Bao a ! Soa a ! Faingana aky
Dieny mbola malefaka ny hafanana o !
Saro-javona kely izao ny tànana o !
Misy ando madinika hosavaina
Bao a ! Soa a ! Herezo aky, herezo aky e !
Misikina herim-po mba ho tsara tononkira.serasera.org tohana
Hanala ny rano ’zay hirobohana
Kanefa ny tsara izao hiantombohana
Atsy ho atsy hipatraka ny hatsembohana o !
Bao a ! Soa a ! Soava dia, soava dia xnuo re !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LISY sy LANDYVangy : 4570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/11/2003 12:46