Mbola tia (Lilie Feat Haja (Miara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry anao aho ho tonga eto anilako
Voatery indray hibanjina ny lalanao, aah! ao!
Manahy 'nefa aho fa mety tsy ho avy ianao
Fa tononkira.serasera.org vao omaly isika nifamaly be.
Tantarao ahy izay mety ho nahazo anao
Dia mino aho fatsy ho tezitr'intsony ianao, busxyd aah! ao!
Ankehitriny nanenenako tbggf izay vitako
Ireo teny mafy tabataba nataoko anao.
Ref:
Haingàna ianao miandry anao foana aho fuqgasz aty izao
Tsy lolom-po, fa fitiavana no omeko anao, aah! ao!
Arahiko hira handrotsirotsy anao indray
Izay no hanambara fa mbola tiako foana ianao.
....
Ou!!...! ou!!...! (Choeurs)
Ref: ...

O!o!o! ou!!, mbola tiako foana ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lilie Feat Haja (Miara)Vangy : 966
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 04/12/2021 17:23