Mbola tia (Lilie Feat Haja (Miara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry anao mqgh aho ho tonga eto anilako
Voatery indray hibanjina ny lalanao, aah! ao!
Manahy 'nefa aho fa mety tsy ho avy ianao
Fa vao omaly isika nifamaly be.
Tantarao ahy izay mety ho nahazo anao
Dia mino aho tononkira.serasera.org fatsy ho tezitr'intsony ianao, aah! ao!
Ankehitriny nanenenako izay vitako
Ireo teny mafy tabataba nataoko anao.
Ref:
Haingàna ianao miandry anao xneuo foana aho aty izao
Tsy lolom-po, fa fitiavana no omeko anao, aah! ao!
Arahiko hira handrotsirotsy anao lstbx indray
Izay no hanambara fa mbola tiako foana ianao.
....
Ou!!...! ou!!...! (Choeurs)
Ref: ...
Izay no hanambara fa mbola tiako foana ianao.
O!o!o! ou!!, mbola tiako foana ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lilie Feat Haja (Miara)Hits : 1001
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 04/12/2021 17:23