Fanilo (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ianao
Ny olona misy mitoetra, misy mandao
Hoy ianao
Aza mifikitra be loatra sao zezcyj ho lavo
Nefa
Te hino aho fa ny amintsika dia hafa
Ary
Rehefa faly ianao dia faly aho

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ny tsara sy aighbkn ny mamy
Tiako aharitra mandrakizay
Isan'andro ary androany
Ainao foana ny mampitsiky ahy
Ary natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

Teo ianao
Nampianatra ahy tmmzbjs fa tonga io raha tononkira.serasera.org irinao
Teo ianao
Nanatsara ny tontolo anatiko ao
Nefa
Tsy afaka ny hiantehitra aminao aho
Ary
Te anandrana aho raha toy izany koa ianao

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ny tsara sy ny mamy
Tiako aharitra mandrakizay
Isan'andro ary androany
Ainao foana ny mampitsiky ahy
Ary natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ary natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liana Finaritra
Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lianafinaritra
Daty : 27/10/2026 12:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0282