Fanilo (Liana Finaritra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy ianao
Ny olona misy mitoetra, misy mandao
Hoy ianao
Aza mifikitra be loatra sao ho lavo
Nefa
Te hino aho qzjuayyc fa ny amintsika dia hafa
Ary
Rehefa faly ianao dia faly aho

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ny gurit tsara sy ny mamy
Tiako aharitra mandrakizay
Isan'andro ary androany
Ainao foana ny mampitsiky ahy
Ary natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

Teo ianao
Nampianatra ahy fa tonga io raha irinao
Teo ianao
Nanatsara ny tontolo anatiko ao
Nefa
Tsy afaka ny hiantehitra aminao aho
Ary
Te anandrana tononkira.serasera.org aho raha toy izany koa ianao

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ny tsara sy ny mamy
Tiako aharitra mandrakizay
Isan'andro ary androany
Ainao foana ny mampitsiky ahy
Ary uicywur natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

Androany, isan'andro
Miandry ilay fotoana hizarana
Ary natao ho fanilo izany
Ho fifaliana no ameno ny tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liana Finaritra
Visites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lianafinaritra
Date : 27/10/2026 12:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316