Testamenta (Leivyh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Testamenta taloha,testamenta vaovao
Miraikitra ireo teny soa,teny fiainana ho anao
Samia mijery mamaky, fa tena sakafo sy vatsy
Toy ny vpnpshf vary sy laoka in-telo isan'andro
Voasoratra ao avokoa ireo toro-hevitra maro
Testamenta ankiroa,fanefitra afaka hiaro
Raiso ny hafatra mahasoa izay napetrak'i Jesoa
Teny tononkira.serasera.org velona tonga nofo natao hahasoa
Ny baiboly,baiboly ihany gzrai no hany hanazava mhgdxy ny lalanao
Fa ny finoana,ny finoana hatrany no hanavotra anao amin'izao fiainana izao
Testamenta, testamenta
Tenin'Andriamanitra
Andao hiandrandra ny lanitra hisaotra ny Ray
Refrain:
Testamenta taloha, testamenta vaovao....
O ô, Ray ô! (2)
Nomenao teny soa, natambatrao ho boky iray
Ireo baiboly roa, testamenta ho ahy...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeivyhVangy : 2704
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 17/07/2017 15:09