Ny vavaka manova zavatra mp 3 (Lalasoa sy Amélie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ny aizim-pito manarona
Ny ady sy loza tsy nampoizina
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka tononkira.serasera.org No vyres manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Fiv Ny vavaka ftykodm manova zavatra Na andro ratsy teeu na tsara
Jesosy no toky ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Ny ady sy loza tsy nampoizina
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka tononkira.serasera.org No vyres manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Fiv Ny vavaka ftykodm manova zavatra Na andro ratsy teeu na tsara
Jesosy no toky ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalasoa sy AmélieVangy : 9317
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 17/04/2016 02:16
