Ny vavaka manova zavatra mp 3 (Lalasoa sy Amélie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ny aizim-pito manarona
Ny ady sy loza tsy pnbsdjgz nampoizina
Minoa tokoa fa ny vavaka
No edcypazl manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka tononkira.serasera.org No manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Fiv Ny vavaka manova zavatra Na andro ptxtr ratsy na tsara
Jesosy no toky ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Ny ady sy loza tsy pnbsdjgz nampoizina
Minoa tokoa fa ny vavaka
No edcypazl manova zavatra.
2 Mba mivavaha ho an'ireo 'zay very
soloy hira ny sentonao
Mba mivavaha fa ny vavaka tononkira.serasera.org No manova zavatra
3 Misy fiadanana ny vavaka
Ho an'ny azon'ny adim-piainana
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
Fiv Ny vavaka manova zavatra Na andro ptxtr ratsy na tsara
Jesosy no toky ka mivavaha
Minoa tokoa fa ny vavaka
No manova zavatra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalasoa sy AmélieHits : 9321
Likes : 2 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 17/04/2016 02:16
