Ry Tompo o, Mpamonjiko malala (KTLM Amboniavaratra Betafo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o, Mpamonjiko malala
Endrey qahidg ny fitiavanao
Iriko mafy koa ny hahalala
Hanompo sy hiasa ho anao
Moa inona no zavatra nataoko
Hamonjy ireo mpanota namako
Angamba mbola hisy nmhotsf ny fotoana
Mba hanompoako anao Jeso
Ny andro sy fotoana efa lasa
Dia be no very foana e
Fa vitsy no mba azoko ddgkn nomena
Sy lany nanompoako anao Jeso
Moa inona no zavatra nataoko...
Ny tenako rehetra fo fanahy
Ry Tompo o omeko anao
Hijoro ary koa ho tena tononkira.serasera.org sahy
Sy hanambara ny fitiavanao
Moa inona no zavatra nataoko...
Endrey qahidg ny fitiavanao
Iriko mafy koa ny hahalala
Hanompo sy hiasa ho anao
Moa inona no zavatra nataoko
Hamonjy ireo mpanota namako
Angamba mbola hisy nmhotsf ny fotoana
Mba hanompoako anao Jeso
Ny andro sy fotoana efa lasa
Dia be no very foana e
Fa vitsy no mba azoko ddgkn nomena
Sy lany nanompoako anao Jeso
Moa inona no zavatra nataoko...
Ny tenako rehetra fo fanahy
Ry Tompo o omeko anao
Hijoro ary koa ho tena tononkira.serasera.org sahy
Sy hanambara ny fitiavanao
Moa inona no zavatra nataoko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Amboniavaratra BetafoVangy : 1509
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 23/02/2022 19:33
