Mahasambatra fanahy (KEN)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahasambatra fanahy
Ny manana olontiana
Indrindra izy raha miahy
Ny akany na mrnjuvc fxjgl dia feno fihafiana
Izy no afaka hitahiry
Ireo tsiambaratelon'ny fiainana
Ho mpanala hirifiry
Andry sy fitarainana
Raha tojo tononkira.serasera.org ady gfcxo mahamay
Hanampy izy ,ankahery
Raha tojo fifaliana indray
Mahazo mino ianao fa tsy ho irery
Mahasambatra fanahy
Ny itokian'olontiana
Na taratara aza indraindray
Tsy ho sendra ireo fanontaniana
Satria mifampatoky
Filaminana manjaka
Fitia tsisy soloky
Tokantrano miori-mpaka
Feokira
Yeahhh
Mahasambatra fanahy
Ny itokian'olontiana
Na taratara aza indraindray
Tsy ho sendra ireo fanontaniana
Satria mifampatoky
Filaminana manjaka
Fitia tsisy soloky
Tokantrano miorim-paka
Ny manana olontiana
Indrindra izy raha miahy
Ny akany na mrnjuvc fxjgl dia feno fihafiana
Izy no afaka hitahiry
Ireo tsiambaratelon'ny fiainana
Ho mpanala hirifiry
Andry sy fitarainana
Raha tojo tononkira.serasera.org ady gfcxo mahamay
Hanampy izy ,ankahery
Raha tojo fifaliana indray
Mahazo mino ianao fa tsy ho irery
Mahasambatra fanahy
Ny itokian'olontiana
Na taratara aza indraindray
Tsy ho sendra ireo fanontaniana
Satria mifampatoky
Filaminana manjaka
Fitia tsisy soloky
Tokantrano miori-mpaka
Feokira
Yeahhh
Mahasambatra fanahy
Ny itokian'olontiana
Na taratara aza indraindray
Tsy ho sendra ireo fanontaniana
Satria mifampatoky
Filaminana manjaka
Fitia tsisy soloky
Tokantrano miorim-paka
--------
Rohy:
