Saotra (KARMELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sraykf Saotra no atolotro ho Anao
Noho ireo tombon'andro Omenao
Hifandraisako Aminao
Dera ary Laza ihany koa
Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Ô!Ô! Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Tsy aiko ny tsy hilaza ny ao am-po
Ny hetaheta sy ireo faniriana
Ratrizay ka hiala dtgks ety
Dia ny hoe ho eo anilanao tokoa
Mandrakizay doria
Ô!Ô! Mandrakizay doria
F'Ianao ybfgaqkj ilay Ray tsy mba mandao
Hasandratro avo ny Anaranao
Ny amiko rehetra anjakao
Fa foiko omeko Anao
Ny andro sisa hiainako ety
Ianao no hitantana izany dia
Ka tononkira.serasera.org ny mombamomba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
Noho ireo tombon'andro Omenao
Hifandraisako Aminao
Dera ary Laza ihany koa
Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Ô!Ô! Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Tsy aiko ny tsy hilaza ny ao am-po
Ny hetaheta sy ireo faniriana
Ratrizay ka hiala dtgks ety
Dia ny hoe ho eo anilanao tokoa
Mandrakizay doria
Ô!Ô! Mandrakizay doria
F'Ianao ybfgaqkj ilay Ray tsy mba mandao
Hasandratro avo ny Anaranao
Ny amiko rehetra anjakao
Fa foiko omeko Anao
Ny andro sisa hiainako ety
Ianao no hitantana izany dia
Ka tononkira.serasera.org ny mombamomba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
--------
Rohy:
