Saotra (KARMELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra no atolotro ho rsnyfy Anao
Noho ireo tombon'andro Omenao
Hifandraisako Aminao
Dera ary Laza ihany koa
Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Ô!Ô! Ho Anao r'Ilay tononkira.serasera.org Tsitoha
Tsy aiko ny tsy hilaza ny ao am-po
Ny hetaheta qaxn sy ireo faniriana
Ratrizay ka hiala ety
Dia ny hoe ho eo anilanao tokoa
Mandrakizay doria
Ô!Ô! Mandrakizay doria
F'Ianao ilay Ray tsy mba mandao
Hasandratro avo ny Anaranao
Ny amiko rehetra anjakao
Fa foiko omeko Anao
Ny andro sisa hiainako ety
Ianao no hitantana izany dia
Ka ny mombamomba ahy rehetra
Ho anao tsy ofoo misy fetra
Noho ireo tombon'andro Omenao
Hifandraisako Aminao
Dera ary Laza ihany koa
Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Ô!Ô! Ho Anao r'Ilay tononkira.serasera.org Tsitoha
Tsy aiko ny tsy hilaza ny ao am-po
Ny hetaheta qaxn sy ireo faniriana
Ratrizay ka hiala ety
Dia ny hoe ho eo anilanao tokoa
Mandrakizay doria
Ô!Ô! Mandrakizay doria
F'Ianao ilay Ray tsy mba mandao
Hasandratro avo ny Anaranao
Ny amiko rehetra anjakao
Fa foiko omeko Anao
Ny andro sisa hiainako ety
Ianao no hitantana izany dia
Ka ny mombamomba ahy rehetra
Ho anao tsy ofoo misy fetra
--------
Lien:
