Iray isika (KARMELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bibh Hifampitantana hiara-dalana
Samy zanak'Andriamanitra
Samy ho any an-danitra
Ianao covz namako, izaho namanao
Iray fo sy hifanaraka
Ary tsy mba hisaraka nibd
Na samy hafa isika
Samy hafa fihaviana
Dia iray tononkira.serasera.org ihany ao Aminy
Satria samy ankohonany
Samy zanak'Andriamanitra
Samy ho any an-danitra
Ianao covz namako, izaho namanao
Iray fo sy hifanaraka
Ary tsy mba hisaraka nibd
Na samy hafa isika
Samy hafa fihaviana
Dia iray tononkira.serasera.org ihany ao Aminy
Satria samy ankohonany
--------
Rohy:
