Saotra (KARMELA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra no atolotro ho Anao
Noho ireo tombon'andro Omenao
Hifandraisako Aminao
Dera ary Laza ihany koa
Ho Anao r'Ilay Tsitoha
Ô!Ô! Ho Anao r'Ilay Tsitoha

Tsy aiko ny tsy hilaza ny ao am-po
Ny hetaheta sy ireo faniriana
Ratrizay ka hiala ety
Dia ny hoe ho eo anilanao tokoa
Mandrakizay doria
Ô!Ô! Mandrakizay doria

F'Ianao ilay Ray tsy mba mandao
Hasandratro avo ny Anaranao
Ny amiko rehetra anjakao
Fa foiko omeko Anao
Ny andro sisa hiainako ety
Ianao no hitantana izany dia
Ka ny mombamomba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KARMELA
Vangy : 13316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miarana
Daty : 17/09/2010 00:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733