Ho any koa (rehefa antsoina) (Kambana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny maraina feno hazavana be
Ka maneno vggas ny trompetra an-dranitra ao
Miangona ery ampita ireo voavonjy maro be
Ho any koa, ho any koa aho re
Ref : Rehefa antsoina ny anarana x3
Ho any koa, ho any koa aho re
Rehefa atsanganana ny maty ao amin'ny tomposoa
Ka tgonvaxa mandray anjara am-boninahitra
Rehefa antsoin ireo voafidy ho ary ankoatra ary
Ho any koa, ho any koa aho re
Ref : tononkira.serasera.org .....
Na maraina na hariva miasa ho an'i Jesoa
Derao fa mahagaga ny fitiavany
Rehefa tapitra ny fiainantsika sy ny asa jqcx ety
Ho any koa, ho any koa aho re
Ref : .....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KambanaVangy : 2728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamitiana00675
Daty : 01/11/2021 12:12