Ho any koa (rehefa antsoina) (Kambana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tonga ny maraina feno hazavana be
Ka maneno ny trompetra an-dranitra ao
Miangona ery ampita ireo voavonjy maro be
Ho any koa, ho any koa aho re
Ref : Rehefa antsoina ny anarana x3
tononkira.serasera.org Ho any koa, ho any koa aho re
Rehefa atsanganana ny maty ao amin'ny tomposoa
Ka mandray anjara am-boninahitra
Rehefa antsoin ireo voafidy ho ary ankoatra ary
Ho any koa, ho any koa aho re
Ref : .....
Na maraina na hariva miasa ho an'i Jesoa
Derao fa mahagaga uejqm ny fitiavany
Rehefa tapitra ny fiainantsika sy ny asa ety
Ho any uhsexc koa, ho any koa fqjpuctu aho re

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KambanaVisites : 2975
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamitiana00675
Date : 01/11/2021 12:12