Totodia valy (JOH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
i-Totodia valy, i-Totodia valy, i-Totodia valy e! Tisy miala tsika eto niany e!
i-Totodia valy fa hanala fo tononkira.serasera.org falifaly.......
Sikinan'i Valy ny lambahoany e (i-Totodia valy)
Hamovoka hanala hamoamo (i-Totodia valy)
Tehafo Levaly fa mikoragna e (i-Totodia valy)
Fa mitsinjaka atsika aketo niany e (i-Totodia valy)
Totoy ny vary @ toto vary e (i-Totodia valy)
Tsara ôsika tsara koragna Valy e (io edy izy eeeeeeee...)
Mandihindihy Totodia valy Levaly (fa nahazo vaiavy mahay manontsana e ehh) ucmkgx 2X
Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy Totodia valy,
Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy ... 2X
Potrapotraka dinitr'i Valy e, mipatrapatraka ôtran'ny rano ah
(Tazano Levaly eeeh, jereo fa mafana) bnzgcdz 2X
Ref:
io edy izy e (fa mamolaka), io edy izy e (tsara folaka)
io edy izy e (fa miôsika), io edy izy e [(tsara kôtsika)] 2X
Mandihindihy Totodia valy Levaly (fa nahazo vaiavy mahay manontsana e ehh) 2X

Mandihindihy Totodia valy, mandihindihy ... ioui 2X
potrapotraka dinitr'i Valy e, mipatrapatraka ôtran'ny rano ah
(Tazano Levaly eeeh, jereo fa mafana) 2X
Ref:
...
JOH (Rinah)

--------
Rohy: