VENTSO (JOH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manimanina anao tononkira.serasera.org zaho, dia mamentsoventso
Mitomany lasa sento, fa lavitra anao.
Malahelo anao foana, dia mamisavisa
Mitomany mitanisa, reo tsiambaratelo
Miventso anao mangina aho, indramiko ity hira ho any aminao
ianao ilay namana tsy foiko, manina hany aho
ka mahatonga ahy hiventso izao hira izao.
Ref:
Any izao ianao, tsy hay izay nahavariana anao
Fa dia nilaozanao mvvi tanteraka ity, ÔOOOO, ity namanao
Any izao ianao, variana qanh milalao ka adinonao
ilay fiarahantsika, adinonao tokoa
ka ixah mahatonga ahy hiventso sy hamoy fo
Ref:
.........
Tsorororotsoroooo..
izaho ngômangôma
fa lavitra anao
inoako fa tsy hihaona
izaho sy ianao.......
Miventso anao mangina aho.

--------
Rohy: