FITIA MANADALA (JM RAMBAO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy olona nitovy vpoap wzuatx taminao
Ny endriny manontolo toy ny anao
Na bika na famindra
Fijery na fiteny
Tena mitovy sy sahala ka nanadala ahy
Nanadala izato foko nanadala tononkira.serasera.org ahy ka tsaroiko
Namoha indray ny fitiavako hatrizay oh oh oh

Namerina ato antsaiko ny momba anao
Ka tsapako ary tsinjoko fa mbola ao
Mbola velona ato am-poko
Ilay fitiavana nolalovako
Nanadala vnvwhdjf izato foko mbola tsaroiko

Ary izaho toa adala toa revo tsy mahalala
Hay moa ianao tsy ahy intsony
Efa an'iny olona iny oh oh oh

Nisy olona nitovy...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : JM RAMBAO
Visites : 3671
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 14/10/2009 20:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0773