Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIA MANADALA (JM RAMBAO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy olona nitovy taminao
Ny endriny manontolo toy ny anao
Na bika na famindra
Fijery na fiteny
Tena mitovy sy sahala ka nanadala ahy
Nanadala izato foko nanadala ahy ilwmlsc ka tsaroiko
Namoha indray ny fitiavako hatrizay oh adegkr oh oh
Namerina tononkira.serasera.org ato antsaiko ny momba anao
Ka tsapako ary tsinjoko fa mbola ao
Mbola velona ato am-poko
Ilay fitiavana nolalovako
Nanadala izato foko mbola tsaroiko
Ary izaho toa adala toa revo tsy jutepgt mahalala
Hay moa ianao tsy ahy intsony
Efa an'iny olona iny oh oh oh
Nisy olona nitovy...

--------
Lien: