LASA (JINNS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/_Alina mangina mampatsiahy ireo lasa
Toy ny faox nofy ireo izay vitatsika hatrizay
Mitamberina ao an_tsaina ka tsy ho voafafa
Miraikitra ato am_po sy hitoetra mandrakizay



Ref:
         Ataovy an tsainao fa (mbola nisy ireo izay nahasoa)
        Ny ratsy tsy hitoetra [saingy]( mandalo avokoa)
         Maro dcnep ny tsara fa (ny LASA tsy fanadino)
         Tantara mamy niainana fahiny


2/_Niserana avokoa ireo zavatra maro
Tsy misy xigugqse tavela fa zary nofy fotsiny tononkira.serasera.org iany
Nandalo teo daholo ireo adalana
Ny fahazazana efa very fa kalona mba ho mamy
KA.......

Ref:.......

A/C: i'z/ Emi
        JINNS????

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 21/01/2022 18:08)
Afaka mahazo mp3 ve azafady?
Mba alefaso mail amin'ny media@radiovazogasy.com
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JINNS
Vangy : 1040
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : J I N N S
Daty : 21/01/2022 18:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529