LASA (JINNS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/_Alina mangina mampatsiahy ireo lasa
Toy ny nofy ireo izay vitatsika hatrizay
Mitamberina ao an_tsaina ka tsy ho voafafa
Miraikitra ato am_po sy hitoetra mandrakizay



Ref:
         Ataovy an tsainao fa (mbola nisy ireo izay nahasoa)
        Ny ratsy tsy hitoetra [saingy]( mandalo avokoa)
         Maro ny tsara fa (ny LASA tsy fanadino)
         Tantara mamy niainana fahiny


2/_Niserana avokoa ireo zavatra maro
Tsy misy hxzwf tavela fa zary nofy sfei fotsiny iany
Nandalo teo daholo ireo adalana
Ny fahazazana hqjq efa very fa kalona mba tononkira.serasera.org ho mamy
KA.......

Ref:.......

A/C: i'z/ Emi
        JINNS????

--------
Link:
Comments
hery ( 21/01/2022 18:08)
Afaka mahazo mp3 ve azafady?
Mba alefaso mail amin'ny media@radiovazogasy.com
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JINNS
Hits : 1042
Likes : 1 Like
Created by : J I N N S
Date : 21/01/2022 18:08
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549