Akimpio (JINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akipio ny masonao
Hadinoy mora izany
F’efa izay no anjaranao
K’aza arahina tomany
Aoka ho any izay namendrofendro anao
Henoy ny hirako handrotsirotsy fo
Akipio ny masonao
Hadinoy mora izany
Fa ilay nandratra anao
Nitia tsy amin’ahiahy
ekgutje F’efa niova teo ny tontolony
Nohesoriny ianao tiany
Fa hafa no niriany
Aza manaiky tomany
Aza miteny hoe : resy
Fa mbola eto aho
Hamafa ny alahelo
dvdsfn tononkira.serasera.org Isika mbola hiady
pggjyqr Handrodana ny ratsy
Henoy ny hirako
Handrotsirotsy anao
Hadinoy mora izany
F’efa izay no anjaranao
K’aza arahina tomany
Aoka ho any izay namendrofendro anao
Henoy ny hirako handrotsirotsy fo
Akipio ny masonao
Hadinoy mora izany
Fa ilay nandratra anao
Nitia tsy amin’ahiahy
ekgutje F’efa niova teo ny tontolony
Nohesoriny ianao tiany
Fa hafa no niriany
Aza manaiky tomany
Aza miteny hoe : resy
Fa mbola eto aho
Hamafa ny alahelo
dvdsfn tononkira.serasera.org Isika mbola hiady
pggjyqr Handrodana ny ratsy
Henoy ny hirako
Handrotsirotsy anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JINAVangy : 2418
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Haingonirina Prisca
Daty : 12/07/2003 20:19
