JINA

Nampiditra miharindranto
30/08/2005 08:53
Hiran'i JINA 1 Jereo eto
Vangy : 1360
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny tarika JINA dia tanora mahafinaritra daholo no sady sariaka be ! saingy tsy dia mbola fantatry ny olona loatra ny momba azy .
Tovolahy mahay miaraka tsara izy ireo no sady mitovy "feeling" ka mety foana ny atao rehefa tafaraka.
Mpikambana tao @ antokom-pihira daholo izy ireo saingy samy nanana ny fikambanany avy.
Ny tenako manokana dia mankafy ny hirany ary maniry azy ireo ho tafita lavitra eo@ tontolon'ny zava-kanto.

Hevitra momba an'i JINA

miharindranto (30/08/2005 11:48)
Ny tarika JINA dia misy mpikambana dimy(5). NDRANTO no zokiny indrindra, ONJA, HERY, MBATO, BENJA.
Mihira ny gadon-kira rehetra ny tarika ka izany indrindra no nahatonga ny tarika hoe " JINA " satria manana ny " HASINA "-ny tokoa ny hira malagasy. Tanora ny mpikambana ao @ tarika ; ka na dia t@ taona1998 aza no nihorenany; dia
dia hivoaka tsy ho ela ny kapila mamiratra voalohan'ny tarika izay ahitanao ireo hira ankafizinao: Ankipio, Lasa ianao, Avelao...
Mpirahalahy avokoa ny tarika: Ndranto sy Mbato; Hery sy Benja ary Onja. Tadidio ra zalahy ny fiarahana teo an-tokontany izay niarahantsika voalohanay dia lasa izao a!a!a!a!a. Efa nisy ihany koa ny Clip n'ny tarika izay mandeha amin'ireo fahitalavitra rehetra misy eto amin'ny Nosy.

Hiran'i JINA (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2672