Ho tia indray (JIMMY HARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misoritra ato anatiko,ny ixpaaol momba anao
Ho meloka ve aho,raha tia anao
Ireo ratrako tsy foiko,hiantefa any aminao
Nysoa izay gxtbd ato amiko,ho anao
Ianao no masoandro,mamiratra ato tononkira.serasera.org am-poko
Mampianta ny fiainako,ny hafananao
Ny ra atosiky ny foko,mikoriana ho anao
Ny rivotra iainako,fofonao
Ref:
Ianao no nanova ny saiko
Ho tia indray
Ny fitiavanao no aiko
srfj Izaho sy ianao ho iray
Ny sarinao izay ato an-dohako
Dia tsy irery ianao
Iriko mba hitoetra ao,mandrakizay
Ny sarotra tsy maintsy hosedraina
Fa ho moramora foana
Raha izaho sy ianao.
Ho meloka ve aho,raha tia anao
Ireo ratrako tsy foiko,hiantefa any aminao
Nysoa izay gxtbd ato amiko,ho anao
Ianao no masoandro,mamiratra ato tononkira.serasera.org am-poko
Mampianta ny fiainako,ny hafananao
Ny ra atosiky ny foko,mikoriana ho anao
Ny rivotra iainako,fofonao
Ref:
Ianao no nanova ny saiko
Ho tia indray
Ny fitiavanao no aiko
srfj Izaho sy ianao ho iray
Ny sarinao izay ato an-dohako
Dia tsy irery ianao
Iriko mba hitoetra ao,mandrakizay
Ny sarotra tsy maintsy hosedraina
Fa ho moramora foana
Raha izaho sy ianao.
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : JIMMY HARISONVangy : 2485
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : papalay
Daty : 24/10/2007 19:07
