Mba tiavo (Jhaless)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️



Ah ahaaaa
Ahaaaa ya
Aaaay,
Ah ahaaaa
Ahaaaa ahhh

Tsisy raha tsy vitatsika roy ela be zey
Adiady efa vita taloha d'apetray
Andao hagnomagné ho avy,
hagnatanteraké voady
F'iao tsy hitady

Nandalovagné mangidy
Kaiky tsy diso safidy iao ohh!
Managna anao oh!
Omeko gn'anjara tandrify
Fa ts'avelako hitampify avao oh!
Fa iao gn'anao oh!

Ref:
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
Fa tsy hataoko!
Raha hanahiragna tsy hataoko oh
Ka filafilagny rô iao fa mararé
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
Fa tsy hataoko!
Raha hanahiragna tsy hataoko oh
Ka filafilagny rô iao fa mararé
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo

Zey raha hangatahinao da omeko
Ampifalinao avao gné teko
Da tapero atr'etoa gné sento ohooohh
Satria number one atsika roy
Manombok'eto tsy mahafoy anao iao rô.. ..
Hitako é lala ombana

D'efa vonogna
Hangala hangal'anao
Baby é
Hangala hangal'anao
Efa vonogna
Hangala hangal'anao iao rô
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
D'efa vonogna
Hangala hangal'anao
Baby é
Hangala hangal'anao
Efa vonogna
Hangala hangal'anao iao rô


Ref:
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
Fa tsy hataoko!
Raha hanahiragna tsy hataoko oh
Ka filafilagny rô iao fa mararé
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo
Fa tsy hataoko!
Raha hanahiragna tsy hataoko oh
Ka filafilagny rô iao fa mararé
Mba tiavo!
iao rô nga Mama mba tiavo


Hangala hangal'anao
Eka Niné
Hangala hangal'anao
Satri'anao tiako oh
Hangala hangal'anao
D'apetray iao hiondakondagna etoa
Hangala hangal'anao
Aaaahh
Hangala hangal'anao
Oy iao ó
Hangala hangal'anao
Oy iao oh, yaya yeah

Da ferign'ay
Oh rô iao da ferign'ay

Jhaless regninao oh┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jhaless
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Romka
Daty : 26/02/2026 10:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402