Kely tavela (Jhaless)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️Ambesa! Ambesa! Ambesa!
Miambesa vadiko oh !
Tsy ho ela ! Tsy ho ela ! Tsy ho ela !
Tsika mbola ho hanana eh
Ino raha mahameky anao ouh ?
Foko anie mba marary …….
Mahita antsika roa mihafihafy !
Zaka jiaby amin’ny lerany eh
Iao koa mba entsaka agnana…
Nefa tsika mbô tsy managna ah !
Ref:
Aza mitomagny anao f’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Aza meky anao vadiko tiako
F’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Aza mitomagny anao f’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Aza meky anao vadiko tiako
F’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Mbola hahita ny mangiragna ah
Antsika tsy mijaly fa sahiragna ah!
Hoano aloha gné voasary makiragna ah!
Agny andro raiky antsika mbo ho miramirana ah
Iao koa manjary anao ataoko empaka ah
Tsisy romazava fa menaka ah!
Chaque weekend tsika magnembagna ah
Anao mandrezatra vadiko efa vola!
〔Efa vola〕
Efa vola ah!
〔Efa vola〕
Fa ambesa hely malôha ouh!
Ref:
Aza mitomagny anao f’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Aza meky anao vadiko tiako
F’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
✄┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈┈
Aza mitomagny anao f’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Aza meky anao vadiko tiako
F’efa KELY TAVELA !
KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
Da KELY TAVELA ! KELY TAVELA !
--------
Rohy:
