Ady Madinika (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitambaran'ny rano amin'ny zinga no mahafeno siny
Raha toa hesoina sy voa-vingavinga dia efa tsy tiany
Ny Andro mitambatra ho Volana ka lasa Taona
Tsy mahatamana mifamaly lava sy be naonaona
Ny tsiny vaventy sy fanahy ny hiniana.
Tsy nisy, tononkira.serasera.org tsy nisy tsy akory
Ka miady lava, tsy mifanaja ka manorisory
Ny tsiny vaventy sy fanahy hiniana tsy misy tsiakory
Ny erikerika mandava-taona no mahatondra-drano
Fifamaliana miveriverina mampiriditra angano
Satria efa tsisy fitiavana intsony
Tsy misy intsony, ka mifankahala
Tsy aleo maeriwmk ve dia misaraka tsisy lonjony
Tsisy lonjony, fa mahalasa adala
(x2)
Kanefa nahoana no hisaratsaraka raha azo leferina
Anjary hahamenatra any aoriana raha mbola hiverina
Azo amboarina mba tsy hisy intsony
Raha ny ycgyl ady madinika rehefa
Mamboatra ny saina ho tony
Ho qylcjp tony sy mahay mandinika
A/C : Naly Rakotofiringa
Discomad – 466 439

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jeanne NalyVangy : 272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 17/05/2026 17:56