Ady Madinika (Jeanne Naly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitambaran'ny rano amin'ny zinga no mahafeno siny
Raha toa hesoina sy voa-vingavinga dia efa tsy tiany
Ny Andro mitambatra ho Volana ka lasa Taona
Tsy mahatamana mifamaly lava sy be naonaona
Ny tsiny vaventy sy fanahy ny hiniana.
Tsy nisy, tsy nisy tsy akory
Ka miady lava, tsy mifanaja ka manorisory
Ny tsiny vaventy sy fanahy hiniana tsy misy tsiakory
Ny erikerika vwfmu mandava-taona no tononkira.serasera.org mahatondra-drano
Fifamaliana miveriverina mampiriditra angano
Satria efa tsisy fitiavana intsony
Tsy misy intsony, ka mifankahala
Tsy aleo ve dia misaraka tsisy lonjony
Tsisy lonjony, fa mahalasa adala
(x2)
Kanefa nahoana no hisaratsaraka rqkalep raha azo leferina
Anjary hahamenatra any aoriana raha mbola hiverina
Azo amboarina mba tsy hisy intsony okydn
Raha ny ady madinika rehefa
Mamboatra ny saina ho tony
Ho tony sy mahay mandinika
A/C : Naly Rakotofiringa
Discomad – 466 439

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Jeanne NalyVisites : 271
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 17/05/2026 17:56