Pop gasy (Jary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sao de tsy fantatr'ianona
izaho anie tsy amerikanina
f' izaho malagasy ny raiko dia gasy
ny reniko gasy ihany koa
izaho tsy chris brown
tsy mitovy amin'i jackson
f'izaho malagasy ny raiko dia tononkira.serasera.org gasy
ny reniko gasy ihany koa
asandratro ambony dia ambony ny mozikantsika
fa io no anavahana ilay gasikara amin ireo firenena any am pita
fa ny gasy tsy ihxabgz mena mitaha ;fa ny gasy milay ry zalahy
irinay ny mozikanay hipetraka mandrakizay
indraindrainay ny mozikanay hampiavaka ilay gasikara
fa ny pop rsdxz gasy hipetraka ho tantara ho lovain'ny dimby sy fara
ho vazovazoana eny foana;tsy mphj ho levona na zato taona
irinay ny mozikanay haharitra mandrakizay
Tonony sy feony : JARY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JaryVangy : 2056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 30/10/2016 15:21