Lazao izy (Jary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF
lazao izy raha sendra hitanao
f izy hono hoe aty mbola tianao
tokana ianao ka tsy hainy soloina
ilay afom pitia tsy mety maty na vonoina
.....Tampoka be no nandehananao tamin iny
izaho tsy nahalala raha tsy ampitson iny
f ilay taratasy napetrakao
no nahalalako fa lasa ianao
..Adinonao koa no nanoratra ny adiresy
kepoka aho nangaina toa resy
hatramin iny tsy hitako intsony
mbola tia ve izay?sa niova ny fony
.......Efa ho taona maro izaho nitady azy teny
raha tsinjotsinjonao izy de hafaro kely
REF...
Fitiavako anao no miaina ao anatiko ao
anaty fo fanahy mikoriana ao amin ny ra
mitomboka am poko tsy mety ho voafafa
sarotra amiko ny hitia olonkafa
...Hatramin iny ka hatramin izao eh
dia tokantena teny foana eh
ireo lasa taloha no reko miaina ao anaty
aleoko miandry anao mandram pahafaty
........Izany hafatro zany mba teneno any aminy any
ra tsinjotsinjinao izy bitsiho azy izany
REF.....
ALLO ITAKO LE TARATASINAO DEIA NIANTSO ANAO AHO
....ALLO IANAO VE IO?? IZAHO EFA ELA BE NO NITADY ANAO
Lazao izy raha sendra itanao

Tonony sy feony : JARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jary
Vangy : 2226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 30/10/2016 15:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731