Ampidiro aloha ny tenimiafina
Saino ihany (Jacquis Randria feat Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haiko tsy izaho ilay bandy notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba tononkira.serasera.org anao
Hiaraha-malala ianao fa tsy mba zatra nihafy e
Efa zatra nilangolangona tamin'ireo fiara be
Haiko tsy izaho ilay bandy cwbwkc notadiavinao
Ho very aho raha hanantena ny momba anao

Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho jereny
mihintsy na segondra vitsy e
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anatinao maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka vkycrs mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny
ihany
Haiko f'izaho lay bandy tsy mety bhdqh aminao
Tsy manam-bola aman-karena hanambazana
anao
Zavaboary tsara voatra nefa potika sy loaka
Mahamenatra mamoafady tsy faseho imasom-
bahoaka
Raha bandy tsy afaka ialahy tsy ho fantany
mihintsy na hitsiriritra eo
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Madio ivelany fotsiny fa ny anaty fo maloto
Mamiratra ianao fa tsy tsara e
Ka mba lanjalanjao fa mbola ho antitra eny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jacquis Randria feat Njara MarcelVangy : 3069
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : RashAmy17
Daty : 17/07/2022 06:32