Mélodie (Jacquis Randria feat Njara Marcel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho irery intsony aho fa manana anao
Mitondra ahy eny amin'ny habakabaka eny
Nitondra rivo-baovao tononkira.serasera.org izay tsy misy toa azy e
Dia feno hasambarana ny foko rehefa eo ianao
Endrey izany hakantonao mizara ny hafaliana
Toa mitsangambolo ireo manodidina lalovanao
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy iyhgyofl anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao ariqtskg no hitondrako anao
Misaotra anao aho nanome aingam-panahy
MÉLODIE
Tsy manjary ny fiainana raha toa ka teo izy
Mifampiankina amzay rehetraretra atao
Manala sorisory tebiteby izay mandreraka ny loha e
Dia ny guitara rery ihany
No mavita anzany
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika pwzuxkyc no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
Tontolo vaovao no hitondrako anao
Tontolo vaovao
Mitondra ahy eny amin'ny habakabaka eny
Nitondra rivo-baovao tononkira.serasera.org izay tsy misy toa azy e
Dia feno hasambarana ny foko rehefa eo ianao
Endrey izany hakantonao mizara ny hafaliana
Toa mitsangambolo ireo manodidina lalovanao
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy iyhgyofl anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao ariqtskg no hitondrako anao
Misaotra anao aho nanome aingam-panahy
MÉLODIE
Tsy manjary ny fiainana raha toa ka teo izy
Mifampiankina amzay rehetraretra atao
Manala sorisory tebiteby izay mandreraka ny loha e
Dia ny guitara rery ihany
No mavita anzany
Hanananao ny kanto
Hanananao ny meva
Resinao izao rehetra izao
Manaiky anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika pwzuxkyc no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
'Zao sy ny guitara
Feo sy mozika no miaradia
Handrotsirotsy anao any
Tontolo vaovao no hitondrako anao
Tontolo vaovao no hitondrako anao
Tontolo vaovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jacquis Randria feat Njara MarcelVangy : 1681
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RashAmy17
Daty : 17/07/2022 06:32
