AROTSAHY (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny tany mila rano
Ampitsimoka tononkira.serasera.org aina vao
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra tgsdifc ny saha
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny rxntiw Fanahy
Arotsahy (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny aykwam Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
Ampitsimoka tononkira.serasera.org aina vao
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra tgsdifc ny saha
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny rxntiw Fanahy
Arotsahy (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny aykwam Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : J. RanjarisonVangy : 6627
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zokelia
Daty : 05/09/2012 09:46
