AROTSAHY (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny tany mila rano
Ampitsimoka aina vao
Ny cgznpq zbet fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy sjsy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra ny saha
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Arotsahy tononkira.serasera.org (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
Ampitsimoka aina vao
Ny cgznpq zbet fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Toy sjsy ny andon’ny maraina
Izay mandrakotra ny saha
Ny fanahiko maniry mafy indray
Ilay ranonoran’ny Fanahy
Arotsahy tononkira.serasera.org (2) Tompo ô!
Hameno anay
Ilay oran’ny Fanahy
Arotsahy
Ilay Ranonoran’ny Fanahy
Tompo ô iriko hameno ahy
Tompo ô iriko handrakotra ahy
Tompo ô irikohanosotra ahy
Tompo ô iriko hanafaka ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : J. RanjarisonHits : 6629
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:46
