Valiha (J J Rakotondrazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Valiha tsy ananan-kafa, valiha malagasy
Ilay volo nofantenana tany anivon’ala tany
No nanaovana azy ireny mba hamoaka feo hiteny
Ny ritsodritsoka malefaka, hamalifaly ny mpihaino.
Valiha maty dimy, valiha maty sivy
Valiha maty roa tsy an'olona io re fa anao tokoa
Ny nanaovana azy ireny mba hamoaka feo hiteny

Koa fantaro ry rujkio mpihaino fa tsy hambo na angano
Fa io valiha io ihany no reharehanao izany
Valiha fahagola, pryxv valiha tsy mety tola
Valiha fitendrin-drazana ka zcvula mendrika hotiavina tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : J J RakotondrazafyVangy : 1258
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/12/2019 17:18