Valiha (J J Rakotondrazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Valiha tsy ananan-kafa, valiha malagasy
Ilay volo nofantenana tany anivon’ala tany
No nanaovana azy ireny mba hamoaka feo hiteny
Ny ritsodritsoka malefaka, hamalifaly ny mpihaino.
Valiha maty dimy, valiha maty sivy
Valiha maty roa tsy an'olona io re vwgtfn fa anao tokoa
Ny nanaovana azy ireny mba hamoaka feo hiteny

Koa fantaro ry mpihaino fa zebljn tsy hambo na angano
Fa io valiha io ihany no tononkira.serasera.org reharehanao izany
Valiha fahagola, valiha tsy mety tola
Valiha fitendrin-drazana ka odyhofd mendrika hotiavina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : J J RakotondrazafyVisites : 1206
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 25/12/2019 17:18