Ny Marina ihany (Ossy sy Mme Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Marina ihany
no tsara fitàna
Fa lala-mahintsy
No fidian'ny hendry

Ny ivelan'izany
dia tena mazàna
mazàna ho ratsy fiafara satria
Satria diso fikendry

Io Marina io kanefa ry lahy
dia saro-tadiavina
fa saron'ny fankam-panahy

Fisaka sady milatsaka any amin'ny lalina
ka tsy misy firy no mahatahiry
Fa miendrika soa be mpaniry tokoa
...

A/C : Naly Rakotofinga
Decca – 52001
--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 13/06/2026 01:20)
Tiako be ity hira ity satria lova nomen'ny "ray aman-dreny" fa i Mama no mpihira azy ary dia mba napetrako eto ho zaraina amin'ny malagasy rehetra. Misaotra tompoko. Mahasoava e! Misaora ry Naly Rakotofiringa fa mifantoka ao am-po ny voalaza ary misaotra an'i Mme Naly sy Ossy nihira sy namelovelo azy fa mahafinaritra tokoa.
Mankasitraka tompoko.
Kotsur ( 13/06/2026 01:23)
Misaotra ireo mpitandrina koa anefa fa fantany ny mba faniriako. Merci Hery
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ossy sy Mme Naly
Visites : 51
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 10/06/2026 06:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0655