Ny Marina ihany (Ossy sy Mme Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Marina ihany
no tsara fitàna
Fa ktjqpvg lala-mahintsy
No fidian'ny hendry

Ny ivelan'izany
dia tononkira.serasera.org tena mazàna
mazàna ho ratsy fiafara satria
Satria xdxgb diso fikendry

Io Marina io kanefa ry lahy
dia saro-tadiavina
fa saron'ny fankam-panahy

Fisaka sady milatsaka any amin'ny lalina
ka tsy misy firy no mahatahiry
Fa nicaosf miendrika soa be mpaniry tokoa
...

A/C : Naly Rakotofiringa
Decca – 52001

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 13/06/2026 01:20)
Tiako be ity hira ity satria lova nomen'ny "ray aman-dreny" fa i Mama no mpihira azy ary dia mba napetrako eto ho zaraina amin'ny malagasy rehetra. Misaotra tompoko. Mahasoava e! Misaora ry Naly Rakotofiringa fa mifantoka ao am-po ny voalaza ary misaotra an'i Mme Naly sy Ossy nihira sy namelovelo azy fa mahafinaritra tokoa.
Mankasitraka tompoko.
Kotsur ( 13/06/2026 01:23)
Misaotra ireo mpitandrina koa anefa fa fantany ny mba faniriako. Merci Hery
hery ( 13/06/2026 23:32)
Misaotra anao koa fa mahafinaritra sady manabe ara-kolotsaina ny fifampizarana eto e
Kotsur ( 16/07/2026 17:57)
Ho an'i Hery, Mba misy olana kely ity Tahiry ity fa tsy ao ny Auteur, tsy ao koa ny Compositeur..sns... Mba azo atao ve no mamorona iray hafa asiana daty koa sns...Dia avy eo aondrana ao ireto rehetra ireto ? dia ovaina kely ny interface....
Hevitra ihany ny ahy.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy sy Mme Naly
Hits : 227
Likes : 1 Like
Created by : Kotsur
Date : 10/06/2026 06:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323