Imanoela (IraKo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay kintana iny nahavariana ahy e!
Nitari-dalana, hitondra iqbgn ho any amin'ilay Mpanjaka
Fa Izy hono, teraka, Jesôsy mpanjakanay, Imanoela!!!
Izao rehetra izao manaiky Anao o!
Ka hiankohaka eo anatrehanao r'ilay Mesia!
Ilay zazakely teraka tao Betlehema an'i Jodia
Dera, ho Azy ny voninahitra,
Hankalazaina maneran-tany e! ee!!
Fiderana no, asandratray ho Azy, Imanoela!
Ref:
Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!
Faly izahay Tompo ô, fa manana Anao e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Jesôsy ô! ôô!!
Ianao ilay Mpamonjy izay teraka ho anay anio
Voninahitra, any amin'ny avo indrindra e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina tononkira.serasera.org Ianao, Imanoela!
....
Ilay anarana masina ambony indrindra e! eh!
Ny lohalika, handohalika eo anolohanao!
Ka na ny ety an-tany hatrany an-danitra any, hihoby Anao!!!
Dera, ho Azy ny voninahitra,
Hankalazaina maneran-tany e! ee!!!
Fiderana no, hasandratray ho Azy, Imanoela!
Ref:
Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!
Faly izahay Tompo ô, fa manana luoqavzy Anao e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Jesôsy ô! ôô!!
Ianao ilay Mpamonjy izay teraka ho anay anio
Voninahitra, any amin'ny avo indrindra e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Imanoela!
....
Tompon'ny tompo!, Tompon'ny tompo!
Mpanjakan'ny mpanjaka e!, hasandratray e!!
Fa Izy fdyjbun hono, teraka, Jesôsy mpanjakanay, Imanoela!
Tompon'ny tompo!
Mpanjakan'ny mpanjaka e!, hasandratray e!!
Ref:
*Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!

(X2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IraKoHits : 1567
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 18/10/2022 18:54