Imanoela (IraKo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay kintana iny nahavariana ahy e!
Nitari-dalana, hitondra ho any amin'ilay Mpanjaka
Fa Izy hono, teraka, Jesôsy mpanjakanay, Imanoela!!!
Izao rehetra izao manaiky Anao o!
Ka hiankohaka eo anatrehanao r'ilay Mesia!
Ilay zazakely teraka tao Betlehema an'i Jodia
Dera, ho Azy vlxtrtwz ny voninahitra,
Hankalazaina maneran-tany e! ee!!
Fiderana no, asandratray ho Azy, cvtvya Imanoela!
Ref:
Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!
Faly izahay Tompo ô, fa manana Anao e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Jesôsy ô! ôô!!
Ianao ilay Mpamonjy izay teraka ho anay tononkira.serasera.org anio
Voninahitra, any amin'ny avo indrindra e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Imanoela!
....
Ilay anarana masina ambony indrindra e! eh!
Ny lohalika, handohalika eo anolohanao!
Ka na ny ety an-tany hatrany an-danitra any, hihoby Anao!!!
Dera, ho Azy ny voninahitra,
Hankalazaina maneran-tany e! ee!!!
Fiderana no, hasandratray ho Azy, Imanoela!
Ref:
Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!
Faly izahay Tompo ô, fa manana Anao e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Jesôsy ô! ôô!!
Ianao ilay Mpamonjy izay teraka ho anay anio
Voninahitra, any amin'ny avo indrindra e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Imanoela!
....
Tompon'ny tompo!, Tompon'ny tompo!
Mpanjakan'ny mpanjaka e!, hasandratray e!!
Fa Izy hono, teraka, Jesôsy mpanjakanay, Imanoela!
Tompon'ny tompo!
Mpanjakan'ny mpanjaka e!, hasandratray e!!
Ref:
*Diboka ny hafaliana ny fonay Jesôsy ô!
Faly izahay Tompo ô, fa manana Anao e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Jesôsy ô! ôô!!
Ianao ilay agkea Mpamonjy izay teraka ho anay anio
Voninahitra, any amin'ny avo indrindra e!
Dia, arahabaina Ianao,
Arahabaina Ianao, Imanoela!
(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraKoVangy : 1617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 18/10/2022 18:54